Ny art-ko toa kely

06/03,2006

Tsy aleo ve mba ny kolotsaina indray no iadian-kevitra

Malaza hono ka hoe maro kolon-tsaina tokoa isiaka Malagasy , tena marina izany ary tsy hasian-sika adi-hevitra toy ny : famadihana, sambatra sns.. Fa mampametram-panontaniana hoe aiza ho aiza no tena itondrantsika ireo kolontsintsika ireo manoloana ny fanantontolona sy ny fivoarana tsy voafetra amin'izoa fotoana izao? Firy amintsika Malagasy moa no mba tena mifototra marina ary mametrka izany kolontsaintsika izany ho andry ho entina hampandrosona ity firenentsika ity?

 (tohiny)

Ankapobeny | Hevitra (0) | Hametraka hevitra